www.taratramada.com                                                                                                     Gazety Malagasy mivoaka isan'andro
Lohanteny Pôlitika Fihariana - Toekarena Fiarahamonina Fiainam-pirenena
Toetrandro Kolontsaina Fanatanjahantena Faritra Hatsikana
 Karoka
 
  Vaovao Misongadina
Pôlitika
Fihariana sy Toekarena
Fiarahamonina
Fiainam-pirenena
  Vaovao Samihafa
Toetrandro
Kolontsaina
Fanatanjahantena
Faritra
Hatsikana
  Contact
Contact
  Liens
Liens
 
 
  Sandam-bola
ny 17/3/2010
EURO(cmax)- Ar
EURO(cmin)- Ar
EURO(cmp)2.906.31 Ar
USD2.124.68 Ar
GBP3.217.51 Ar
CHF2.007.07 Ar
JPY23.43 Ar
ZAR287.39 Ar
HKD273.79 Ar
  Toetrandro
Mety ho toetrandro ny 17/3/2010

Source:
Les-nouvelles.com

FLUX D'OUEST A NORD OUEST SUR LA MOITIE NORD, FLUX VARIABLE AILLEURS
Voir le détail
FANATANJAHANTENA
72 Heures de Sport
 
Sady fifaninanana no fampisehoana

        Raikitra ihany ny hetsika “72 Heures de Sport” karakarain’ny A-Z Corpo sy ny Komity olympika malagasy (Com), izay tsy nankatoavin’ny Ans, solontenam-panjakana, teo aloha teo. Hanomboka anio hatramin’ny 20 desambra izao, etsy amin’ny kianja mitafo sy ny kianjaben’i Mahamasina. Feno dia feno ny fandaharam-potoan’ny hetsika, izay hifangaroan’ny fifaninanana sy fampisehoana, mandritra io telo andro io. Vantany vao vita mantsy ny lanonam-panokafana amin’ny fomba ofisialy, avy hatrany dia fifaninanana eo amin’ny “foot en salle” sy volley ary hand no ho tazana anio. Arahin’ny lanonana natao hampahafantarana ny “72 Heures de Sport” etsy amin’ ny Bivouac Ankadivato, amin’ny alina.
 

 

Miary Narindra

 
 





Tahiry
 
Fanadihadiana
 
Tahiry
 
© Copyright 2004 et droits réservés à http://www.taratramada.com