www.taratramada.com                                                                                                     Gazety Malagasy mivoaka isan'andro
Lohanteny Pôlitika Fihariana - Toekarena Fiarahamonina Fiainam-pirenena
Toetrandro Kolontsaina Fanatanjahantena Faritra Hatsikana
 Karoka
 
  Vaovao Misongadina
Pôlitika
Fihariana sy Toekarena
Fiarahamonina
Fiainam-pirenena
  Vaovao Samihafa
Toetrandro
Kolontsaina
Fanatanjahantena
Faritra
Hatsikana
  Contact
Contact
  Liens
Liens
 
 
  Sandam-bola
ny 16/3/2010
EURO(cmax)- Ar
EURO(cmin)- Ar
EURO(cmp)2.915.88 Ar
USD2.127.32 Ar
GBP3.203.11 Ar
CHF2.009.46 Ar
JPY23.45 Ar
ZAR287.59 Ar
HKD274.20. Ar
  Toetrandro
Mety ho toetrandro ny 16/3/2010

Source:
Les-nouvelles.com

DOMINANCE D’UN FLUX DU NORD A NORD OUEST SUR MADAGASCAR

Voir le détail
FIARAHAMONINA
« Psy-jeunes/ados »
 
Hanohana ny tanora amin’ny fiainany

        <i>«Mila fanampiana sy fanohanana ny tanora. Mila mifanoro hevitra ihany koa izy ireo». Izay no namehezan’ny Dr Andrianaina Raharison, «psychiatre», ny tanjon’ilay tranonkalan-tserasera «Psy-jeunes/ados», azo jerena ao amin’ny www.psymad.com/psy-jeunes.ados. Araka izany, hanampy betsaka ny tanora eo amin’ny fivelarany eny anivon’ny fiarahamonina, hiatrehany ireo olana andavanandro (tsy fisian’asa, fifandonana amin’ny mpiara-monina, fananahana, sns), ity tranonkala ity. Ahitana pejy maro, toy ny resadresaka, tolotra sy tinady, torohevitra avy amin’ny manam-pahaizana, fialamboly, sns, ao anatiny. Sehatra iray hampahafantaran’ireo tanora ny tenany sy ny talentany ary ny zava-bitany koa izany.
 

 

Zo ny Aina

 
 





Tahiry
 
Fanadihadiana
 
Tahiry
 
© Copyright 2004 et droits réservés à http://www.taratramada.com