www.taratramada.com                                                                                                     Gazety Malagasy mivoaka isan'andro
Lohanteny Pôlitika Fihariana - Toekarena Fiarahamonina Fiainam-pirenena
Toetrandro Kolontsaina Fanatanjahantena Faritra Hatsikana
 Karoka
 
  Vaovao Misongadina
Pôlitika
Fihariana sy Toekarena
Fiarahamonina
Fiainam-pirenena
  Vaovao Samihafa
Toetrandro
Kolontsaina
Fanatanjahantena
Faritra
Hatsikana
  Contact
Contact
  Liens
Liens
 
 
  Sandam-bola
ny 13/3/2010
EURO(cmax)- Ar
EURO(cmin)- Ar
EURO(cmp)2.925.04 Ar
USD2.137.06 Ar
GBP3.239.57 Ar
CHF2.016.67 Ar
JPY23.64 Ar
ZAR288.79 Ar
HKD275.44 Ar
  Toetrandro
Mety ho toetrandro ny 13/3/2010

Source:
Les-nouvelles.com

FLUX DU MOUSSON SUR LE TIERS NORD, DOMINANCE D’UN FLUX DU NORD AILLEURS

Voir le détail
FIARAHAMONINA
Tsikononabe
 
Sakafo ho an’ny ankizy

        Afaka manatitra ny fandraisana anjarany amin’ny hetsika “Tsikononabe” ireo mpitsidika ny “Grande Braderie” nanomboka ny alarobia teo hatramin’ny alahady izao. Misy tranoheva mandray ny fanampiana eo am-pidirana sy eny am-pivoahana. Natokana indrindra hikarakarana sakafo ho an’ireo ankizy sahirana ny vola voaangona rehetra. Hizara sakafo ho an’ny zaza miisa 5.000 ny fikambanana Mahatoky mpikarakara ny “Tsikononabe”, ny 23 desambra izao eny amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano. Harahana fety sy fanentanana samihafa ny lanonana hamalifaliana azy ireo. Efa roa taona no niara-niasa ny fikambanana sy ny Mada Vision handraisana izay foin’ny mpitsidika ny foara eny Mahamasina. Mitondra ny anjara birikiny koa ireo manana fahasembanana ka mivarotra ny vokatry ny asa tanany ao anatin’ny “Grande Braderie”. Harotsaka hanampiana ny “Tsikononabe” ny ampaham-bola azo.
 

 

Vonjy

 
 





Tahiry
 
Fanadihadiana
 
Tahiry
 
© Copyright 2004 et droits réservés à http://www.taratramada.com