www.taratramada.com                                                                                                     Gazety Malagasy mivoaka isan'andro
Lohanteny Pôlitika Fihariana - Toekarena Fiarahamonina Fiainam-pirenena
Toetrandro Kolontsaina Fanatanjahantena Faritra Hatsikana
 Karoka
 
  Vaovao Misongadina
Pôlitika
Fihariana sy Toekarena
Fiarahamonina
Fiainam-pirenena
  Vaovao Samihafa
Toetrandro
Kolontsaina
Fanatanjahantena
Faritra
Hatsikana
  Contact
Contact
  Liens
Liens
 
 
  Sandam-bola
ny 16/3/2010
EURO(cmax)- Ar
EURO(cmin)- Ar
EURO(cmp)2.915.88 Ar
USD2.127.32 Ar
GBP3.203.11 Ar
CHF2.009.46 Ar
JPY23.45 Ar
ZAR287.59 Ar
HKD274.20. Ar
  Toetrandro
Mety ho toetrandro ny 16/3/2010

Source:
Les-nouvelles.com

DOMINANCE D’UN FLUX DU NORD A NORD OUEST SUR MADAGASCAR

Voir le détail
KOLONTSAINA
Dah Mama sy Maholiravaka
 
Niharan-doza

        Araka ny vaovao nampitaina taminay omaly hariva, niharan-doza teo Ankazobe raha hitodi-doha hiverina aty Antananarivo ny fiara nitondra ny mpanakanto Dah Mama sy Maholiravaka mpanentana fandaharana amin’ny fahitalavitra. Voalazan’io loharanom-baovao io, fa potika ny fiara 4X4 nitondra azy ireo. Tsy naninona i Dah Mama fa i Maholiravaka no nahitana ratra sy voadona teo amin’ny tratrany. Efa manaraka fitsaboana izy ankehitriny. Fantatra araka ny nambaran’ny nanome ny vaovao ihany, fa saika nivarina an-kady ity fiara ity raha nitohy kely ny fikorisany. Tsetsatsetsa tsy aritra no ilazana fa anisan’ny toerana hitrangan’ny lozam-piarakodia matetika io toerana io. Fidinana sady miolakolaka be rahateo ny lalana raha hihazo an’ Antananarivo.
 

 

Nanangona HaRy

 
 





Tahiry
 
Fanadihadiana
 
Tahiry
 
© Copyright 2004 et droits réservés à http://www.taratramada.com