www.taratramada.com                                                                                                     Gazety Malagasy mivoaka isan'andro
Lohanteny Pôlitika Fihariana - Toekarena Fiarahamonina Fiainam-pirenena
Toetrandro Kolontsaina Fanatanjahantena Faritra Hatsikana
 Karoka
 
  Vaovao Misongadina
Pôlitika
Fihariana sy Toekarena
Fiarahamonina
Fiainam-pirenena
  Vaovao Samihafa
Toetrandro
Kolontsaina
Fanatanjahantena
Faritra
Hatsikana
  Contact
Contact
  Liens
Liens
 
 
  Sandam-bola
ny 10/3/2010
EURO(cmax)- Ar
EURO(cmin)- Ar
EURO(cmp)2.917.16 Ar
USD2.145.96 Ar
GBP3.208.00 Ar
CHF1.998.66 Ar
JPY23.90. Ar
ZAR287.65 Ar
HKD276.51 Ar
  Toetrandro
Mety ho toetrandro ny 10/3/2010

Source:
Les-nouvelles.com

FLUX DU NORD-OUEST SUR LE TIERS NORD, DOMINANCE DE LA PERTURBATION CYCLONIQUE AILLEURS

Voir le détail
POLITIKA
Andry Rajoelina
 
“Tsy takalon’aina ny vahoaka”

        Tsy iadian-kevitra sy ampiharina ny satan’i Maputo, hajaina ny satan’ny soatoavina, hajaina ny fifanarahana tamin’ny 6 oktobra teto Antananarivo. Ireo no nohamafisin’ny ankolafy Andry Rajoelina ho tokony fototry ny adihevitra, nandritra ny fanokafana ny fifampidinihana tany Adis-Abeba, omaly. Nanterin’izy ireo koa fa efa nandefitra be izy ireo ary «tsy manaiky ny hanaovan’olon-tokana ho takalon’aina ny vahoaka malagasy». Tsy eken’ity ankolafy ity koa ny endrika fandrirarirana ataon’ny ankolafy sasany, «tsy mijery ny tombontsoan’ny firenena fa ny tombontsoany manokana, indrindra ny fanakorontanana tsy mitondra voka-tsoa». Nanterin’ny ankolafy Rajoelina tamin’ireo mpivory koa fa tsy fotoana fanaovana valifaty politika ny tetezamita. «Miantso ireo mahatsapa tena ho tsara sitra-po mba hiroso amin’ny fanarenam-pirenena», hoy izy ireo.
 

 

Zoelson R.

 
 





Tahiry
 
Fanadihadiana
 
Tahiry
 
© Copyright 2004 et droits réservés à http://www.taratramada.com