www.taratramada.com                                                                                                     Gazety Malagasy mivoaka isan'andro
Lohanteny Pôlitika Fihariana - Toekarena Fiarahamonina Fiainam-pirenena
Toetrandro Kolontsaina Fanatanjahantena Faritra Hatsikana
 Karoka
 
  Vaovao Misongadina
Pôlitika
Fihariana sy Toekarena
Fiarahamonina
Fiainam-pirenena
  Vaovao Samihafa
Toetrandro
Kolontsaina
Fanatanjahantena
Faritra
Hatsikana
  Contact
Contact
  Liens
Liens
 
 
  Sandam-bola
ny 18/3/2010
EURO(cmax)- Ar
EURO(cmin)- Ar
EURO(cmp)2.917.07 Ar
USD2.120.08 Ar
GBP3.252.73 Ar
CHF2.012.42 Ar
JPY23.41 Ar
ZAR290.54 Ar
HKD273.14 Ar
  Toetrandro
Mety ho toetrandro ny 18/3/2010

Source:
Les-nouvelles.com

FLUX D’OUEST SUR MADAGASCAR

Voir le détail
VAOVAO MISONGADINA
VAOVAO FARANY

Ho avy Ravalomanana ?


        Nandefa taratasy manasa ny Filoha Ravalomanana Marc, hiatrika ny fivoriana faha-4, hotarihin’ny Gic eto Madagasikara, etsy amin’ny Carlton, amin’ny 17 desambra izao, Ramtane Lamamra, kaomiseran’ny fandriampahalemana sy ny filaminana eo anivon’ny Vondrona Afrikanina, omaly. Nasainy marihina amin’izany koa ireo delegasionan’ny ankolafy Ravalomanana hiatrika io fivoriana io. Raha izao, ho tafaverina eto an-tanindrazana izany ny Filoha Ravalomanana sy ireo delegasiona tavela any Afrika Atsimo.

 
 





Tahiry
 
Fanadihadiana
 
Tahiry
 
© Copyright 2004 et droits réservés à http://www.taratramada.com